|
|
|
|

Teny iditra 1  manezakezaka
Fototeny  2 ezakezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  ao ny angoatenda manezaKEzaka, ao ny maningatsingana toa fasiny hafahafa, ao ny mikarantsana sy ny midoboka ka mampiahotrahotra be ihany ho an' izay tsy zatra. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20