|
|
|
|

Teny iditra1  mangala-dia
Singan-teny  2  mangalatra, dia
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mandeha misokosoko tsy misy fierana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2, 1.7] to run away
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] partir sans permission
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mangala-dia io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07