|
|
|
|

Teny iditra1  mangaro-mosary
Singan-teny  2  mangarona, mosary
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] kilalaon' ankizy mipaipaika ny vava sady mimonomonona (ninoan' olona taloha fa nitarika mosary, hono, izany kilalaon' ankizy izany)
Voambolana  5  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07