|
|
|
|

Teny iditra 1  mosary
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 [Bara] hanoanana [1.78]
5 Tsy fisian-kanina mahatarika fahafatesan' olona marobe noho ny hanoanana: Nisy mosary roa, natao hoe mavovava zokiny sy zandriny, izay nandripaka olona sesehena, tamin' ny andron' Andriamasinavalona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 famine [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 famine, disette [1.8]
8 [Sakalava-Mayotte] faim, famine [1.405]
Ohatra  9  Hijanona eo moa, ho fati-mosary; [2.588#]
10  Hany ka tsy namely mafy Ioatra ny mosary. [1.436#]
Mpanahaka  11  kere
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mosary
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  14 Randzavola: mosary ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  15 masiro, 16 misaro, mosary, 17 somary

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22