|
|
|
|

Teny iditra1  mangasihasy (hasihasy)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Mahatsiaro ho voa sy menamenatra noho ny tsy nahazoana izay nantenaina: Tsy nahazo loka Ibalita ka nangasihasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be timid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  être confus (gaina) [1.54]
6  être timide, confus [1.8]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mangasihasy io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20