|
|
|
|

Teny iditra1  mangata-bady
Singan-teny  2  mangataka, vady
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] mangataka zazavavy ho vady mba hananana solofo sy dimby
Tovy hevitra  5  mangataka ny ho fara
Lohateny  6  Zazavavy mangata-bady (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mangata-bady io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10