| Teny iditra | 1 mangataka |
| Fototeny | 2 hataka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miangavy hanome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko azy
9 Miangavy hanao, mitalaho, mihanta: Mangataka anao aho mba hanasitrana an' Ineny 10 Mifona ho an' olona: Ianao izao no mba hangataka ho anay madinika any amin' ny lehibe. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to beg
[1.2, 1.7] 12 to ask [1.2] 13 to ask for something [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 demander; mendier
[1.8] |
| Ohatra |
15 Kibo noana tsy mangataka andro.
[2.558]
16 Koa mangataka olona aminao aho. [2.508#203] 17 Moa mety sa tsy mety ny mangataka amin' ny Razana? [2.314#107] |
| Mpanahaka | 18 mananty an-tanan-droa, 19 manao hatak' adala, 20 manao hata-maso, 21 manao hatapiso, 22 miambezo, 23 miangavy, 24 miangola, 25 miangoty, 26 mierina, 27 mifendrofendro, 28 mihanta, 29 mikonetaka, 30 milela-paladia, 31 mitalaho, 32 mitambitamby, 33 mitampesona, 34 mitofendro, 35 mitomany ambony fe, 36 mitosy, 37 mivavaka |
| Fikambanana | 38 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe mangataka |
| Ohabolana | 39 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|