Teny iditra mangataha (hataka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mangataka [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Ask for, request [1.26]
Ohatra Nony mba sendra lasa ny hoditr' akoho dia miantso ilay ao am-baravarana hoe: "Mangataha ny soa" [1.437]

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/13