Teny iditra | 1 mangata-maso |
Singan-teny | 2 mangataka, maso |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy sahy miteny fa ny maso no apitrapitra toa mitalaho mafy |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny mangata-maso io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |