| Teny iditra | 1 mangeoka |
| Fototeny | 2 heoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny tanda maimaina ka mangagàka noho ny tsiron-javatra nohanina izay mafaitra na mafaraka ka toa mangidingidy ny tenda: Mangeoka ny tendako rehefa mihinana io voankazo io aho
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 ce qui est très âcre, qui prend à la gorge
[1.196] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 9 mangeokeoka |
| Fivaditsoratra | mangeoka, 10 mangoake |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17 |
|