|
|
|
|

Teny iditra1  mangiaka (hiaka)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Miseho mamiratra eny lavitra (fotsy na mena): Hitanao irỳ riana mangia-potsy irỳ? / Mangiaka mena ny faravodilanitra alohan' ny fiposahan' ny masoandro [1.1]

Fivaditsoratra  4  mangaika, mangiaka, miakanga

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20