|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hiaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
5  Mpamaritra :
Voambolana  6  Feo
Fanazavàna teny malagasy  7  Feo avo entina hihaikana, hihantsiana ady na hireharehana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  a cry of defiance or of victory [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  cri de défi, cri de victoire [1.3#243, 1.8]
10  cri de provocation [1.3#243]
Ohatra  11  Nisy feo nidradradradra nahonena, nisy hiaka tokana, ary nisy rà sesehena nandriaka. [2.895#]

Teny iditra (2/3)12  hiaka
Sokajin-teny  13  anarana
Sampanteny 
14  Anarana :
15  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16  Soritra hita mazava miharihary, ka matetika ny soritra fotsy na mena no lazaina amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17  trace visible, distinctive, ordinairement blanche ou luisante [1.3#244]
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)19  hiaka
Sokajin-teny  20  anarana
Voambolana  21  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  22  tany marina malalaka mazava [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  23  clairière, plaine, grand terrain plat, découvert ; tanèty, collines sans arbres. (hày). [Tankarana] [1.19]
24  Sols sur lesquels la forêt a été détruite et où il ne pousse plus qu'une herbe rase. Clairières, emplacements dénudés en forêt. [Merina] [1.196]
[Bezanozano]

Fivaditsoratra  25  ahika, akiha, haika, hiaka, kahia

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/19