|
|
|
|

Teny iditra 1  mangitikitika
Fototeny  2 hitikitika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitovy amin' ny hoe manitikitika ihany fa tsy fampiasa afatsy amin' ny hevitra ihany: Misy fanontaniana mangitikitika ny saiko [1.1]
9 [Sihanaka] manitikitika [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04