|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  hitikitika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Fikasihana faritra sasany amin' ny tena ka mahatonga hihomehy sy hihetsika; kibokibo; fanaitairana ny saina mba hiteny na hanao (jereo kitikitika) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 chatouillement, sollicitation. Comme kitikitika [1.3]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe hitikitika

Teny iditra (2/3) 14  hitikitika
Fototeny  15 hitika
Sokajin-teny  16  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Fanazavàna teny frantsay  19 action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation [1.3#252]
Ohatra  20  ary hotapahiko ny lohan-janakao, ka hahantoko eo am-bavahady hitaingenan' ny hitikitika. [2.69#]

Teny iditra (3/3) 21  hitikitika
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 [Tankarana] nom d'une espèce d'oiseau, petit hibou, crécerelle. § hitsikìtsika. [1.19]
Voambolana  24  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  25 hitikitiky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22