|
|
|
|

Teny iditra 1  mangobakobaka
Fototeny  2 hobakobaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1]
Ohatra  8  Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. [2.470#82]
Tovy hevitra  9 mangobaka
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe mangobakobaka
Teny nalaina  11  Soratra misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22