|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mangotsoka
Fototeny  2 hotsoka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manaintaina any anaty; mitsakotsako: Mangotsoka ny tongotro izany
8 Diso fanantenana ka tsaroan' ny tena izaitsizy izany: Nangotsoka aho nahita ny namako afa-panadinana nefa aho tsy afaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to ache, as a boil or rheumatism [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 avoir des douleurs sourdes, comme un rhumatisme [1.8]
Voambolana  11  Fahasalamana
Tovy hevitra  12 mangotsokotsoka

Teny iditra (2/2) 13  mangotsoka
Fototeny  14 hotsoka
Sokajin-teny  15  mpamaritra
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
Fanazavàna teny frantsay  19 sentir vivement sa déception (gaina) [1.54]
Voambolana  20  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22