|
|
|
|

Teny iditra 1  mangozohozo
Fototeny  2 hozohozo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivembena noho ny hahiazana
8 Osa, reraka, mivembena fandeha: Antidahy efa mangozohozo io ka tsy tantananao [1.1]
Ohatra  9  Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara- milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro [2.470]
Tovy hevitra  10 mihozohozo
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22