|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mangy
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Faritra somary mibontsina eo amin' ny foto-tsofina: Olona be mangy [1.1]
Voambolana  5  Haiaina
Tsipelina hafa  6 nangy

Teny iditra (2/3) 7  mangy
Sokajin-teny  8  anarana
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Fanampy, tombo: "Kely ny vola maty ary ny havizanana manginy fotsiny", hoy Rakoto avy nivarotra mangahazo tany antsena [1.1]
11 tombony [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  12 accessoires; surplus, excédents [1.13]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mangy

Teny iditra (3/3) 14  mangy
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16 [Tanala] (sens général : surplus, supplément à une récolte). Nom donné à des arbres qu'on laisse dans les cultures et dont les fruits constituent une récolte supplémentaire. Ce sont surout : Symphonia microphylla (Hils. & Bojer ex Cambess.) Benth. & Hook. f. ex Vesque (réf. Service Forestier 6351) et Symphonia tanalensis Jum. & H.Perrier (Clusiaceae), réf. Decary 5335. Les graines servent à préparer une sorte de beurre végétal. [1.196]
Voambolana  17  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  mangy, 20 minga

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22