| Teny iditra | 1 manifikifika |
| Fototeny | 2 hifikifika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Jereo manifika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to shake off
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 secouer, repousser en secouant
[1.8] |
| Ohatra |
10 Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472#19]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|