|
|
|
|

Teny iditra 1  manilika
Fototeny  2 ilika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manosika hihataka mampihataka: Iza no nanilika ireto fako ireto ho eto an-tokotanintsika?
9 Mamindra: Tsy tsara ny manilika ny hadisoan' ny tena amin' ny hafa
10 Manesotra tsy ho isany: Ny tenan' ny filoha no nanilika an-dRabe tsy ho isan' ny fikambanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to push away, to move further off; to charge a fault upon another. Generally used of a single thing pushed away. [1.2]
12 to push aside or farther off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 pousser de côté ou plus loin [1.8]
Ohatra  14  Ny mafy indrindra, dia ny manilika ny tany amin' ny telo metatra no ho midina ka manomboka amin' ny efa-metatra miala amin' ny sisiny. [2.472]
Voambolana  15  Hetsika
Tovy hevitra  16 manilikilika
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 malinika, 19 mañaliky, manilika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22