Teny iditra manimbolo (ambolo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To smell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Flairer, sentir par l'odorat [1.8]
Ohatra Ny ampondra dia, mijanona eny amin' ny havoana, manimbolo rivotra hoatra ny amboadia; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manimbolo
Ny lasa : nanimbolo
Ny hoavy : hanimbolo
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/15