|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manambolo
Fototeny  2  ambolo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamantatra zavatra iray amin' ny fofona, maka fofona: Mahay manambolo sokina ve io alikanao io? [1.1#586]
Fanazavàna teny frantsay  5  flairer, sentir une odeur, lever la piste [1.3#29]
Ohatra  6  ny fiteny heno matetika koa dia manambolo. [2.313#15]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11  manimbolo
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny manambolo io

Teny iditra (2/3)13  Manambolo
Fototeny  14  anana
Singan-teny  15  manana, volo
Sokajin-teny  16  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  17  Haitoetany: tanàna
Tsanganana sy sary iray takila  18  Fitanisana

Teny iditra (3/3)19  Manambolo
Fototeny  20  anana
Sokajin-teny  21  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  22  Haitoetany: renirano, farihy
Fanazavàna teny malagasy  23  Ony. 240 km. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  24  Fleuve du versant ouest, formé par la confluence de l'Ampasindava et de la Kotay au sud du mont Betavo (1.432 m.), traverse les sous-préfectures de Tsiroanomandidy, d'Ankavandra et d'Antsalova, et se jette dans la mer par un delta dans le canal de Mozambique. Il reçoit sur sa rive droite la Tsiahiraka, la Sahagoma, la Besaly, la Bepoaka, la Bebao, la Manambolomaty, la Berano, la Menonja et l'Antarihy, sur sa rive gauche l'Andriakely, la Bemandry, la Kiranobe, l'Androtra, l'Andranomavobe, l'Itondry, la Bepiha et la Mahilambo. En traversant le plateau du Bemaraha, il forme de pittoresques gorges. [1.11]
Ohatra  25  Menabe no ato atsimo, hatreo Mangoky ka hatreo manambolo. [2.508#115]
Tsanganana sy sary iray takila  26  Fitanisana
Sary 
27 

Fivaditsoratra  28  malombona, Manambolo, manambolo, malombona, Manambolo, manambolo

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/15