| Teny iditra (1/2) | 1 maninana |
| Fototeny | 2 inana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miezaka hanao mihoatra noho..., miezaka hampiseho fahaizana na tanjaka mihoatra noho...: Naninana ahy ianao ka hampisehoako ny tanjako
9 Mifampitaha: Iza no sahy maninana an' Andriamanitra? 10 Mihaika [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to defy, to challenge
[1.2] |
| Ohatra |
12 - maninana mpiasam-panjakana ialahy!
[2.472#228]
|
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe maninana |
| Teny iditra (2/2) | 14 maninàna |
| Fototeny | 15 inana |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maninana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 manañina, maninàna, maninana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|