|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  maningana
Fototeny  2 singana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manavaka, manova singana
9 Tsy manao ohatra ny be sy ny maro, miavaka: Mahagaga kosa fa maningana amin' ny mpianatra rehetra Isambilo
10 Tsy mitovy amin' ny rehetra: Matetika amin' ny tapirahalahy na mpianadahy no misy iray maningana ka tsy tafita amin' ny fianarana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 Faire aller seul, isoler, dépareiller, rendre impair; aller seul, se séparer, faire bande à part: Aza maningana amin' ny be sy ny maro (Ne faites pas bande à part, ne vous distinguez pas des autres par des excentricités) [1.3]

Teny iditra (2/2) 12  maningàna
Fototeny  13 singana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao maningana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 manangañy, 16 manganina, manganìna, maningàna, maningana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19