|
|
|
|

Teny iditra 1  maningotra
Fototeny  2 singotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby
9 Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao?
10 Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo [1.1]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21