|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  maniny
Fototeny  2 tsiny
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manome tsiny, milaza ho diso: Tsy afaka velively haniny ahy amin' izany ianao
9 Manakiana, manitsy: Azonao atao ny maniny ny boky nosoratako [1.1]

Teny iditra (2/4) 10  maniny
Fototeny  11 tsiny
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  17 Manamafy vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy [1.1]

Teny iditra (3/4) 18  maniny
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20 [Bara] manafina [1.78]

Teny iditra (4/4) 21  maniny
Fototeny  22 many
Sokajin-teny  23  anarana many sy mpisolo
Fanazavàna teny anglisy  24 his/her/its/their odor [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  25 son odeur, leur odeur [3.1]

Fivaditsoratra  26 amin' ny, maniny

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20