| Teny iditra | 1 manito |
| Fototeny | 2 ito |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 manapaka
[1.78, 1.1] 9 manapaka tarangana zavatra iray [2.245] 10 [Masikoro] manapaka [2.606#152] |
| Ohatra |
11 Raha taranaka-Zafy tsy manito ihany anefa no manao izany fomba izany;
[2.245#]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manito |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 antimo, manito, 15 manoty, mañoty, 16 Timona, 17 tomany |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17 |
|