| Teny iditra (1/2) | 1 manitsaka |
| Fototeny | 2 hitsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Bara] mihosy tanimbary
[1.78] 9 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra 10 Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso 11 Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to trample on
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 fouler aux pieds
[1.8] |
| Ohatra |
14 Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila;
[2.69#]
|
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe manitsaka |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 18 manitsaka |
| Fototeny | 19 hitsaka |
| Sokajin-teny | 20 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
25 to disdain
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 dédaigner
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 27 mañakatsy, 28 manatsika, manitsaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|