| Teny iditra | 1 manjaitra |
| Fototeny | 2 zaitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampikambana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Manjaitra palitao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to sew, to stitch
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 coudre
[1.8] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe manjaitra |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|