Teny iditra | 1 manjarano |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan' arina mainty any anaty tany fanaovana ny manjan' ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] graphite |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] graphite |
Ohatra |
6 ary mikorosy, mbamin' ny fasana, amin' ny fitadiavana manjarano, ny vohitra manodidina antsika? [2.470] |
Voambolana |
7 Simia |
Mpanahaka | 8 anjamanga |
Fivaditsoratra | 9 manjarano, maronjana, ranomanja |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |