|
|
|
|

Teny iditra 1  manjavozavo
Fototeny  2 zavozavo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Maizimaizina, somambisamby: Manjavozavo izany andro izany, / Tsy mahita tsara: Angaha manjavozavo ny masonao no tsy hitanao io foto-kazo io
8 Tsy mazava tsara: Manjavozavo ny fijeriko an' irỳ trano irỳ
9 Tsy hita miavaka tsara, mifangaroharo: Manjavozavo ity soratra ity fa angaha efa ela nitoerana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be seen far off indistinctly; to be dimly visible; to be vague [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on voit indistinctement au loin; être vague [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20