|
|
|
|

Teny iditra 1  zavozavo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  16 Aloka na haizina na ny fitambatry ny rahona tsy ahitana tsara zavatra manodidina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 obscur, trouble, qui n'est pas distinct, qui se dessine vaguement [1.3#870]
Ohatra  18  ny zavozavo sy erika zary patrakala vaventy soa miara-mandina, ratsy miarabasoka [2.587]
19  Tsy maintsy hilazana ny havana sy ny namana, satria ireo no toy ny zavozavo sy erika [2.346]
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 vazovazo, 22 vozavoza, zavozavo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21