|
|
|
|

Teny iditra 1  manjokaiky
Fototeny  2 jokaiky
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1]
Ohatra  8  Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra. [2.470]
Tovy hevitra  9 mijokaiky
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22