|
|
|
|

Teny iditra 1  manjoko
Fototeny  2 joko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [1.1]
Ohatra  9  Noho i Rafotsibe efa manjoko dia tsy niery taminy ilay hodi-kazo. [2.895#]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21