| Teny iditra | 1 manjopelana |
| Fototeny | 2 jopelana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelana ireo vakana ireo
8 (maso) Jambena: Manjopelana ny maso raha mijery masoandro [1.1] |
| Tovy hevitra | 9 manjopelaka, manjopiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|