| Teny iditra | 1 manjopiaka |
| Fototeny | 2 jopiaka |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopiaka ireo vakana ireo
8 (maso) Jambena: Manjopiaka ny maso raha mijery masoandro [1.1#465] 9 Manjelatra miserana: Mba fotsy manjopiaka itỳ rahona avy itỳ! [1.1#628] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to shine, to be brilliant; to be dazzled (of the eyes)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 briller, être éblouissant; être ébloui
[1.8] |
| Ohatra |
12 tany mazefatra sy milondolondo, noho ny bongo mitomandavana sy vorivory loha, noho ny ahimaitso mivoaly mainty midadasika, noho ny hazo midoroboka bontolontolo, - amin' ny kintana arivoarivo manjopiaka, moa va tsy enton' ny alina te-handravaka ny lanitra.
[2.470#]
|
| Tovy hevitra | 13 manjopelaka, manjopelana |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manjopiaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|