|
|
|
|

Teny iditra 1  manjoretra
Fototeny  2 joretra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be silent, to be thoughtful, to be melancholy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être silencieux, morne, mélancolique [1.8]
Voambolana  11  Ontam-po
Tovy hevitra  12 mijoretra
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22