|
|
|
|

Teny iditra1  joretra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :
6  Mpamaritra :
Voambolana  7  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  8  Mitakoko malahelo tsy miteny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9  Silencieux, morne, mélancolique [1.3]
Mpanahaka  10  manjoretra, manjonitra, manjokaiky, mijoretra, mijonetra, manjonetra, mitokiky, jiny, toretra, jorery

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31