|
|
|
|

Teny iditra 1  mankaloza
Fototeny  2 loza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga ho ratsiratsy kokoa: Vao mainka nankaloza azy ny teny nataoko taminy
8 Mahatonga hasiaka, mankasiaka: Aza mankaloza ny alika fa laniny eo fanais [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21