|
|
|
|

Teny iditra 1  mankamasina
Fototeny  2 masina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manaja ho toy ny zava masina: Mankamasina ny andro alahady ny Kristianina
8 Mitsaoka, matoky: Aza mankamasina ny sampy sy ny ody fa mahamenatra [1.1]
Tovy hevitra  9 mahamasina, manamasina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22