|
|
|
|

Teny iditra 1  mankandoa
Fototeny  2 loa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy any anaty no lazaina amin' izany): Mankandoa izany fofona izany; fa raha avy ety ivelany kosa, "mampandoa" no ampiasaina: Mampandoany marary ny mpitsabo raha nihinanjavatra ratsy toy ny poizina izy [1.1]

Fivaditsoratra  8 manandoka, 9 mandonaka, mankandoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20