|
|
|
|

Teny iditra 1  mankao
Fototeny  2 ao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha ho ao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 imp and rel not used. To go there. [1.2]
9 to go there (place not in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 aller ici (pas loin, pas visible) [1.8]
Ohatra  11  Rehefa maraina ny andro, dia namoha varavarana mankao amin'izy mianaka Ramatoa Ramavo [2.324]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ankoma, 14 Kamòna, 15 komana, 16 manako, mankao, 17 manokà, manoka, mañoka, 18 mokàna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19