| Teny iditra | 1 mankarary |
| Fototeny | 2 rary |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mahatonga tsy ho salama, manome aretina: Nankarary azy ilay voankazo monta nohaniny
8 Mampalahelo, manindrona: Nankarary azy ny teninao [1.1] |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|