|
|
|
|

Teny iditra 1  mankeroa
Fototeny  2 eroa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha, manatona eroa: Variana aho mijery ny tanan' ny mpanenona manketsy mankeroa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to go there (far away, in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 aller là-bas, (loin, visible) [1.8#53]
Ohatra  10  Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho. [2.996]

Fivaditsoratra  mankeroa, 11 manorake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20