|
|
|
|

Teny iditra1  eroa
Sokajin-teny  2  tambinteny
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5  ary [Bara] [1.78]
6  Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  there far away (in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  là bien loin, visible [1.8]
Ohatra  9  Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy [2.324]
10  Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa [2.470]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  16  aore, -areo, erao, eroa, orea

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/03