|
|
|
|

Teny iditra 1  manketo
Fototeny  2 eto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandeha, manatona eto: Tsy misy mahazo manketo raha tsy antsoiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to come here (close by, in sight) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 venir ici (tout près, visible) [1.8]
Ohatra  10  Mandeha indray ny tafika dia manketo Mahamasina; [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20