|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  manoatra
Fototeny  2 hoatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manan-tombo: Manoatra an-dRakoto amin' ny havaventy Rabe
8 Mahery lanja, tsara kokoa: Mbola manoatra noho ny raozy ny lisy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to exceed, to surpass, to go over to overtake and pass [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 excéder, surpasser; attraper et excéder [1.8]

Teny iditra (2/3) 11  manoatra
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Sihanaka] misolo [1.78]

Teny iditra (3/3) 14  mañoatra
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
16  Ny ankehitriny :
17  Ny lasa :
18  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Antambahoaka+Bezanozano+Tanala] manoaka: Vokisana hiasa ka mañoatra ambodi-tahalake (fahadisoam-panantenana) [1.78]

Fivaditsoratra  20 amantaro, 21 manarato, mañoatra, manoatra, 22 manorata, 23 mantaora, 24 marotaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18