|
|
|
|

Teny iditra 1  manofahofa
Fototeny  2 hofahofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Teo am-piaingana, velon-tsiky aho nanofahofa tanana : veloma tamin' ilay sakaiza tiako iny. [2.4#73]
8  i Tapakala, toa efa manofahofa tanana handray ireto mpivahiny lavi-dàlan-kaleha. [2.499#23]

Fivaditsoratra  9 famofohana, manofahofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20