|
|
|
|

Teny iditra 1  manofinofy
Fototeny  2 nofinofy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ny manofinofy nokekerin-dita sy amboa adala dia manambara vosavin' olona, hono izany ka tsy maintsy hisoritra fotaka sy lomotra izay nanonofy izany hisakana ny ratsy. [1.353#]
Tovy hevitra  8 manonofinofy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22