|
|
|
|

Teny iditra 1  nofinofy
Fototeny  2 nofy
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  6 Eritreritra miriorio tsy marim-pototra: Ny nofinofin' ny poety [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 [duplicatif diminutif] [1.3#455]
Ohatra  8  Notsorony fa toa mbola nivelona tao amin' ny nofinofy ihany ny Malagasy. [2.356#114]
9  Ho nofinofy toy ny angano ataoko aminy ny fari-piainany miendrika olombelona tokony hananany. [2.470#143]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26